Hidera sy Hankalaza (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hidera sy hankalaza ny Anaranao tononkira.serasera.org aho
Hisaotra sy hanome voninahitra Anao aho
Fa Andriamanitra mendrika hoderaina Ianao
Mampaharitra rwrcfp ny famindramponao mandrakizay aminay.
Noho ny Aminao dia vohqwkto mandositra ny fahavalonay mfgl Olon’afaka e !
Ts’hisy intsony izao ny gadra mamatotra Tena afaka
Voninahitra ! Haleloia ! no hasandratray.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AkoVisites : 4114
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 07:58