Hafatra (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy mitazana foana kdbx miandry anao hiverina
Himpody eo anilany eo, ho mpinamana indray ianareo
Maro ireo efa nirahiny hitondra ypvuxa ny hafatra
Ianao tsy nety namaly, ny fony naratra mijaly
Hajanony aloha ireo ditra taloha
Hilaozy avokoa ireny tsy mahasoa
Andriamanitra mihintsy anie no tia anao
Ny fitiavany tsy mila tambiny intsony
Ny zanany mihintsy aza no efa nafoiny
Ahafahanao miverina aminy indray o ! o ! o !
Izy manomana ho anao fiainam-pandresena
Fifaliana eo anilany eo, tsy hisaraka intsony ianareo
Ny heloka efa vitanao ekeny ho hadinoina
Omeny fo tononkira.serasera.org mvjjfm vaovao, ho diovina ny lasanao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 3404
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry Rabeza
Daty : 27/05/2002 08:00