Hafatra (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy mitazana foana miandry anao hiverina
Himpody eo anilany eo, ho mpinamana zdpwl indray ianareo
Maro ireo efa buxbpolr nirahiny hitondra ny hafatra
Ianao tsy nety namaly, ny fony naratra mijaly
Hajanony aloha ireo ditra taloha
Hilaozy avokoa ireny tsy mahasoa
Andriamanitra mihintsy anie no tia anao
Ny fitiavany tononkira.serasera.org tsy mila tambiny intsony
Ny acghqmld zanany mihintsy aza no efa nafoiny
Ahafahanao miverina aminy indray o ! o ! o !
Izy manomana ho anao fiainam-pandresena
Fifaliana eo anilany eo, tsy hisaraka intsony ianareo
Ny heloka efa vitanao ekeny ho hadinoina
Omeny fo vaovao, ho diovina ny lasanao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AkoHits : 3405
Likes : 0 Like
Created by : Andry Rabeza
Date : 27/05/2002 08:00