Dada ô ry dada! (Ny Ako)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dada ô ry dada,
eh! faly mikotaba
Ireto zanakao rujohk manolotra arahaba
eh, fetinao androany manerana ny tany
Koa raiso re ry dada ô fitia miredareda

Tsy ny kapokapokao sy treronao exojq ry dada
No tsy itiavanay anao f’ireny dia sahaza
Fitiavanao ireny, nierana qfvuhj tamin’i neny
Koa raiso re ry dada tononkira.serasera.org ô (’lay fitia)
Fitia miredareda

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Ako
Vangy : 4055
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fiffi
Daty : 23/05/2007 12:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0415