Ambarako ianao (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambarako ianao fa tsy mba tia an’i Jeso
Kanefa izy anie dia maty ho ahy sy ho anao
Ambarako ianao fa tsy mba tia an’i Jeso
Kanefa izy anie manomana tany vaovao
Ref: Avia fa miandry ny fony
Avia tiany ianao ka antsoiny
Ambarako ianao fa tsy mba tia wuqn an’i vlykwc Jeso

Fa mankahala zoky zandry na ray sy reny koa
Ambarako ianao fa tsy mba tia an’i Jeso
Tsy toa an’i dada sy neny na i bebe taloha
Ref
Ambarako ianao fa tsy mba tia an’i Jeso
Tsy mba mitsahatra sabata fa miasa milalao
Ambarako ianao fa tsy mba tia an’i Jeso
Ny baiboly efa milaza hoe izao sy izao atao
Vakio fa mazava tononkira.serasera.org ny teny
Ianaro hatrany izy ireny
Ambarako ianao fa tsy mba tia an’i gjncqbf Jeso

--------
Rohy: