NDEHA HILALAO (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malakilakia pzrl ihany ianao
Faingana fa ndeha hilalao
Lavitra ny lalana
Dezaka ny andehanana

Mandehana taxi irdjf raha toa
Ka taratara any ianao
Raha xpazbzh sanatria tsy misy vola
Dia ampiasao koa ny tongotrao
Faingana ianao hilalao

Aza mba miandry ela be
Fa sao taraiky eo ianao
Tsy tononkira.serasera.org an-kiandry ny lanonana
Aleo izay tara hitonatonana

Avelao hifanjevo
Reo zava-manahirana
Adaboy any koa
Izay mety hanakantsakana

                                  NJILA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Njila
Vangy : 2894
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Linah D
Daty : 12/07/2003 10:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0434