Kisendrasendra (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalanao lalako ihany
Ny tanjonao ,tanjoko ihany
Ory ianao,izaho no tomany
Raha faly ianao izaho mba toy izany
Kisendrasendra tsy nisy nanam-po
Fotoana iray nampiombon' olo- ndroa
Ambo-po alefero amin'izay
Tsy avelan'ny taona isika tsy hifandray
N'iza n'iza hanakan' ahy tsy ho any
Tsy ataoko ho olana ny ho TIA ANAO
N'iza n'iza hitsivalana ny amin'izany
Fotoana tononkira.serasera.org lany ihany ny azy hatramin'izao
Soraty anaty diarinao
Fa ho avy any xaqlpupw aho izao anio izao
Raha misy olo-kafa anilanao
Dia lazao azy f'izaho no ho avy ao
Ampian-tranoy ao am-ponao indray
Ilay fitiavako anao izay ela kbdgoiva izay
Raiso izao ventsovetsoko izao
Raiso fa mba natokako ho hanao
Vola-tantely mandava taona
Ny fiverenako indray aminao
Koa tazony mafy aza avela hivoaka
F'efa ampy antsika izay fitsapana izay
Lalanao lalako ihany
Ny tanjonao ,tanjoko ihany
Ory ianao izaho no tomany
Raha faly ianao izaho mba vkjethf toy izany
Ny tanjonao ,tanjoko ihany
Ory ianao,izaho no tomany
Raha faly ianao izaho mba toy izany
Kisendrasendra tsy nisy nanam-po
Fotoana iray nampiombon' olo- ndroa
Ambo-po alefero amin'izay
Tsy avelan'ny taona isika tsy hifandray
N'iza n'iza hanakan' ahy tsy ho any
Tsy ataoko ho olana ny ho TIA ANAO
N'iza n'iza hitsivalana ny amin'izany
Fotoana tononkira.serasera.org lany ihany ny azy hatramin'izao
Soraty anaty diarinao
Fa ho avy any xaqlpupw aho izao anio izao
Raha misy olo-kafa anilanao
Dia lazao azy f'izaho no ho avy ao
Ampian-tranoy ao am-ponao indray
Ilay fitiavako anao izay ela kbdgoiva izay
Raiso izao ventsovetsoko izao
Raiso fa mba natokako ho hanao
Vola-tantely mandava taona
Ny fiverenako indray aminao
Koa tazony mafy aza avela hivoaka
F'efa ampy antsika izay fitsapana izay
Lalanao lalako ihany
Ny tanjonao ,tanjoko ihany
Ory ianao izaho no tomany
Raha faly ianao izaho mba vkjethf toy izany
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 3029
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 13/09/2014 16:33
