Kisendrasendra (Njila)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lalanao lalako ihany
Ny tanjonao ,tanjoko ihany
Ory ianao,izaho no tomany
Raha faly ianao izaho mba toy izany
Kisendrasendra tsy nisy tclv nanam-po
Fotoana iray nampiombon' olo- ndroa
Ambo-po alefero amin'izay
Tsy avelan'ny taona isika tsy hifandray
N'iza n'iza hanakan' ahy tsy ho any
Tsy ataoko ho olana ny ho TIA ANAO
N'iza n'iza hitsivalana ny amin'izany
Fotoana lany ihany ny azy hatramin'izao
Soraty anaty diarinao
Fa ho avy any aho izao anio yzaarr izao
Raha misy olo-kafa anilanao
Dia lazao azy f'izaho no ho avy ao
Ampian-tranoy ao am-ponao indray
Ilay fitiavako anao izay ela izay
Raiso izao ventsovetsoko izao
Raiso fa mba natokako tononkira.serasera.org ho hanao
Vola-tantely mandava taona
Ny fiverenako indray aminao
Koa tazony mafy aza avela hivoaka
F'efa ampy antsika izay fitsapana izay
Lalanao lalako ihany
Ny tanjonao ,tanjoko rdgq ihany
Ory ianao izaho no tomany
Raha faly ianao izaho mba toy izany

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Njila
Hits : 3063
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 13/09/2014 16:33
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123