Flavoquine (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mbola velona tononkira.serasera.org aho dia
Hipetraka eo akaikinao
Fa rehefa maty aho dia
Tsy ho hitanao intsony
Rafahasambarana mantsy
Tsy mijanona eto an-tany
Fa mandalondalo fotsiny izy
Indray miserana ihany
Fa raha ny indray mitsiky monja
Dia efa mampiova zavatra maro
Raha manavy be aho dia
Hitondray flavoquine a zulg !
Fa rehefa maty aho dia
Tsy mila n’inon’inona
Rafahafatesana mantsy
Tora-bato avy an-danitra
Indray milatsaka fotsiny izy
K’aza mba voany wkolvglo ihany
Fa raha ny indray mikimpy monja
Dia efa mampiova qolb zavatra maro
Hipetraka eo akaikinao
Fa rehefa maty aho dia
Tsy ho hitanao intsony
Rafahasambarana mantsy
Tsy mijanona eto an-tany
Fa mandalondalo fotsiny izy
Indray miserana ihany
Fa raha ny indray mitsiky monja
Dia efa mampiova zavatra maro
Raha manavy be aho dia
Hitondray flavoquine a zulg !
Fa rehefa maty aho dia
Tsy mila n’inon’inona
Rafahafatesana mantsy
Tora-bato avy an-danitra
Indray milatsaka fotsiny izy
K’aza mba voany wkolvglo ihany
Fa raha ny indray mikimpy monja
Dia efa mampiova qolb zavatra maro
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 8817
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ng Guim Hong Alain
Daty : 05/03/2004 07:36
