Tafahaona (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho mba mitady fitia vaovao
Izaho koa efa miandry pìmaso avy aminao
Mba manantena mafy ny hiaraka aminao
Ny aty moa tononkira.serasera.org vehivavy ka okjid miandry no azo atao
Fa tafahaona izao isika, tafaray fa tena tia
Irina mba tsy hangatsiaka, ka enga anie mba ho doria
Toa be fakam-panahy ny fiainanay ety
Izaho tsy manahy, xclnfvik matoky ilay fitia
Raha sendra ka tomany fa mafy ny nanjo
Ilay fitia hatrany no fanafody soa
Fa tafahaona izao isika, jpuuv tafaray fa tena tia
Irina mba tsy hangatsiaka, ka enga anie mba ho doria
Njakatiana sy Hanta

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 5220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 02/05/2012 23:04