Ampidiro aloha ny tenimiafina
niova (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mitady efa maro loatra ny sigara laniko
Lanin’adin-tsaina aminao
Ny alina tsy ahitako tory koa
Miandry ny ncmdg maraina ahitana anao, hmm
Mitady hirona amin’ny ratsy ity tenako efa lo
Amin’izay dia ho hadino ny ataonao
Nahoana re no simbana ny pbah amintsika
Izaho mbola ampakana fy anao
Novainao ilay fifankatiavana
Novainao ilay fifanarahana
Novainao novainao koa ny fianako ho kitoatoa
Dia ahoana indray fa ahoana kay.....
Vao tsy ela akory anefa ianao ilay tena tia
Ohatra ny mba hotohizinao
Tamin’ireny hitako fa mamery, hmm
Izaho mbola ampakana dgegiw fy anao, ooo lalalai..... ooo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NjakatianaHits : 987
Likes : 0 Like
Created by : tynede
Date : 19/03/2025 12:37