'Lay toera-mamy (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toerana iray
Dia hyljtlh tsotra tononkira.serasera.org kely izay
Nampiray drrxyp ka tsaroana indray
Fitiavana iray
Niseho tamin’izay
Mitamberina an-tsaina indray
Lasa paradisa teo
Ilay wkgvgt toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano kely
Ref :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Aiza intsony moa no ahitàko anao
Ny foko efa nilaozanao
Dia hyljtlh tsotra tononkira.serasera.org kely izay
Nampiray drrxyp ka tsaroana indray
Fitiavana iray
Niseho tamin’izay
Mitamberina an-tsaina indray
Lasa paradisa teo
Ilay wkgvgt toerana kely
Niova lapa tampoka teo
‘Reo trano kely
Ref :
Raha misaina ilay toera-mamy
Dia tsy maintsy ho manina anao ihany
Aiza intsony moa no ahitàko anao
Ny foko efa nilaozanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 41471
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 08/10/2005 12:56
