Henatra (Njakatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vato lehibe no manakana ahy
Tiako ny handeha zaho nefa tsy sahy
Mora sy sarotra io lalako io
Molotra hisokatra no lalana madio
Aza everinao ho adala aho
Sy ireo ssksqjnh fihetsiko
Fa tsy haiko ny hatao
Henatra ho ahy
Ny hamboraka ny faniriako
Dia ilay teny tononkira.serasera.org hoe
Ianao ré no tiako
Toetrako hatrizay
Nambabo ahy tokoa
Tiako aho mba ho fay
Hiarahantsika roa
Miandry lwxfhrar anao lasa pznmo aloha
Ho lalam-baovao
Sao tsy Hisy hifoha
Na izao na ianao
Aza everinao ho adala aho
....
Tiako ny handeha zaho nefa tsy sahy
Mora sy sarotra io lalako io
Molotra hisokatra no lalana madio
Aza everinao ho adala aho
Sy ireo ssksqjnh fihetsiko
Fa tsy haiko ny hatao
Henatra ho ahy
Ny hamboraka ny faniriako
Dia ilay teny tononkira.serasera.org hoe
Ianao ré no tiako
Toetrako hatrizay
Nambabo ahy tokoa
Tiako aho mba ho fay
Hiarahantsika roa
Miandry lwxfhrar anao lasa pznmo aloha
Ho lalam-baovao
Sao tsy Hisy hifoha
Na izao na ianao
Aza everinao ho adala aho
....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjakatianaVangy : 1013
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lantoaxl
Daty : 29/01/2023 19:52
