There's nobody like you (Niu Raza)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
There's nobody like you (x3)

Izaho tsy te hiaraka amin'ny olon-kafa
Izaho tsy te hijery raha misy hafa
Efa manana anao izaho Baby
Izaho tsy manembona intsony ireo lasa
Nositraninao ny foko naratra
Hafa ilay tiavinao my Baby

Bridge:
Tsy haiko loatra ny hanambarana azy
Na ny fomba hitenenana azy
Fa ity foka efa lasanao ento any izy iny

Ref: (x2)
Malala raiso ny tanako
Eny aza avela aho andeha
Malala avy fihiniko
Fa mamy ny anilanao iny

There's nobody like you (x2)
There's nobody like you my Baby

Fitia miredareda toy ny afo fire fire
Vonona hanaraka anao io izaho Baby n'aiza n'aiza
Izaho tsy hisaraka aminao izany mihitsy
Olon-kafa aho rehefa miaraka aminao
Matoky antsika satria matotra ianao
Hitako amin'ny fomba fijerinao ahy iny

Bridge:
...

Ref:
...

Chéri, il n'y en a pas deux comme toi
Oui j'ai vu des lovers mais toi tu es spécial
Tellement béni et chanceuse de t'avoir
Je ne saurais pas vivre sans toi

Chéri, averiko averiko aminao
Fa tsy laingalainga ny ahy (x2)
There's nobody like you (x2)

Ref: (x1)
...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Niu Raza
Vangy : 1153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anaf Andriam
Daty : 06/09/2023 10:14
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1351