Malalako izy taloha (Niu Raza)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Renao ve ny feoko ?
Renao ve ny saiko?
Henoinao ve ny teniko?
Mh mh

Ataoko akory, toa fangalam-piery
Nomeko anao ny tanako, satria zaho tsy ho very
Fantatro fa ianao tsy mba hanary ahy
Eny fa ny antsika roa ho mandrakizay

Fa malalako izy, eny malalako taloha
Eny malalako izy fa malalako taloha ou ou
Eny malalako izy fa malalako taloha
Eny malalako izy fa malalako taloha

Fa tsy ahoako mama eh hey
Fa tsy ahoako neny eh eh hey
Hey, Ka tsy ahoako malala eh hey
Ka tsy ahoako
Fa tsy ahoako ouh

Oh hay ve niverina indray izy
Tsy mba nanotany ahy akory, no no
Hoe lasa aiza ianao malala
Hey !

Ataoko akory, toa fangalam-piery
Nomeko anao ny tanako, satria zaho tsy ho very
Fantatro fa ianao tsy mba hanary ahy
Eny fa ny antsika roa ho mandrakizay hey yeah

Fa malalako izy, eny malalako taloha
Fa malalako izy eny malalako taloha
Fa fa fa fa malalako izy eny malalako taloha ouh
Malalako izy eny malalako taloha

Fa tsy ahoako mama eh hey
Fa tsy ahoako neny eh eh hey
Hey, fa tsy ahoako malala eh hey
Fa tsy ahoako
Fa tsy ahoako, oh tsy ahoako
Tsy ahoako malala eh hey
Fa tsy ahoako malala eh hey
Yeah, fa tsy ahoako malala eh hey
Fa tsy ahoako
Eny tsy ahoako ouh

(Yô ay, ayô bayô)*5

Renao ve ny teninao?
Avelao (Yô ay, ayô bayô)
Any ambadikany ny feoko
Manatona azy ianao
Adinoy any raha sitrakao
Hey, mama a
Renao ve ny teninao?
Avelao
Any ambadikany ny feoko
Manatona azy ianao
Adinoy any raha sitrakao
Hey!

Fa malalako izy, eny malalako taloha
Eny malalako izy eny malalako taloha
Fa malalako izy eny malalako taloha
Eny malalako izy eny malalako taloha

Fa tsy ahoako hey
Fa tsy ahoako hey yeah
Fa tsy ahoako hey yeah
Fa tsy ahoako
Eny tsy ahoako ouh
Eny tsy ahoako ouh
Eny tsy ahoako oh oh hey
Fa tsy ahoako mama eh hey
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Niu Raza
Vangy : 1425
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 18/04/2022 10:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729