RY LALA (Liva sy Nirina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
oggn Eny ho aho ry lala
Lazaiko tsy misalasala
Fa sambatra aho sy tretrika vmxozo aho
Fa tena mba tojo anao
REF : tiako ianao ka tiako
Ianao no faniriako
Ianao riao no nofidiko
Satria ianao no tiako
Ndreto ary isika izao
Samy mahalala
Fa ny ao am-poko sy tononkira.serasera.org am-ponao
Dia tena fitia sahala
Eny ho aho ry aiko
Faly anie zany saiko
Fa toa ny faniriko
Eto anilanao re ry tiako
REF
Lazaiko tsy misalasala
Fa sambatra aho sy tretrika vmxozo aho
Fa tena mba tojo anao
REF : tiako ianao ka tiako
Ianao no faniriako
Ianao riao no nofidiko
Satria ianao no tiako
Ndreto ary isika izao
Samy mahalala
Fa ny ao am-poko sy tononkira.serasera.org am-ponao
Dia tena fitia sahala
Eny ho aho ry aiko
Faly anie zany saiko
Fa toa ny faniriko
Eto anilanao re ry tiako
REF
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Liva sy NirinaVisites : 5784
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 28/02/2002 13:34
