ELA TSY TAFANDRY (Natiora Z)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hueox ela aho tsy tafandry mandry
Fa Dodona foana sy sasa-miandry
Ny andro  androany aitako anareo
Iarahatsika rehetra apiara-peo
  
   tononkira.serasera.org                       Lyran’ ny hafaliana
                         Riman’ny fitsikiana
                         K’ izay mbola variana
                         Avy sao ho diso aoriana (*2)

Ref (...)
Eto ny kianja iainan-tsika
‘lay feo manga sy lamozika
Fa satry foana e, ho eto ihany
Fa ny fotoana e, no mety ho lany

         Zahay gasikara no tonga aty
  Ra kalo sy mozika dia matokia
ymzvi         Fa omena anareo ‘zay tsara indrindra
         Ary hipetraka eo ho sovenira

Hira mamalifaly
Raha misy ny mampijaly
Hira mametsovetso oyozj
Raha misy ny mampisento ny mampisento

Ref………
  
  Aza gaga eneo ra toa tamana
  Hiara ikalokalo aminay akama
  Hira mamelovelo mandrotsirotsy
  Zay rehetra maheno tsy mahafoy

Hira ary no omena
Porofon’ny fanekena
Fa raha mbola velon’aina
Ny hira tsy maintsy hiraina, tsy maintsy hiraina!

Ref ………….

  

   A/C: Rakotozafy Etienne

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Natiora Z
Visites : 1393
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : 1991
Date : 12/04/2020 15:03
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0502