ERITRERITRA (NARY ARTHUR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Maro ldasoco be ireo andro hgddfvka lasa no nanary
Ny tsiahy koa hiverina indray
Fahatsiarovana tsy mety mangina
Eritreritra tsy hay difiana

Ireo lalana nodiavina namohafoha
Ny tandindona niarahana hatrizay
Ka ny dian-tsika avy ao ivoho
No manambara tsy azo tononkira.serasera.org lavina

Koa tsarovy anie, aza adino koa
Lay andro mamy niombonana
Tsy namela antsika tsy hisaina ny ho avy
Toa nofy mangina ho ahy sy ho anao

Reny lasantsika ireny dia vita sary
Tsy mba rava fa ao an’eritreritra
Na ny tsiky na ny sento
Tsy namela hanadino

Ireo lalana nodiavina namohafoha
Ny tandindona niarahana hatrizay
Ka ny dian-tsika avy ao ivoho
No manambara tsy azo lavina

Koa wcqek tsarovy anie, aza adino koa
Lay andro mamy niombonana
Tsy namela antsika tsy hisaina ny ho avy
Toa nofy mangina ho ahy sy ho anao (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : NARY ARTHUR
Hits : 7576
Likes : 0 Like
Created by : Doris sy Ericka
Date : 12/10/2003 01:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.04