valin-kafatra (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VALIN-KAFATRA
Io ’lay vorona mivimbina hafatra ho anay
Tonga soa ny hafatra koa dia voaray
Any ampitan-drano mantsy no misy azy ireo
Ny endriny miafina fa heno kosa ny feo
Fiv:
Vorona zqilwwj ô! Mahita ’reo hava-tsy foy
Hody ianao ka dia mba kalokaloy
Raha misento tononkira.serasera.org e ny any, ny aty mitomany
Mbola ndmfpz hihaona any indray andro jxloeym any
Izy vitsika momba kitay
Lasa lavitra avy eto aminay
Izahay nilaozan-tsakaiza
Te handeha nefa tsy afa-mankaiza
Izy mipitrapitra irery
Dia nihevitra tena ho very
Izahay maniry ho any
Nefa lavitra loatra ny tany
Fiv: Vorona ô!......
Naly RAKOTOFIRINGA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 7685
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 17/04/2007 19:34