Sao natory ireo voromanga (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao natory ireo kxjqbdb voromanga
Satria tsy re ny feony manga
Elaela tsy nandalo
Satria tsy re ny kalokalo
Sao nandevin-talenta ka tononkira.serasera.org zary nampangetaheta
Zany izao no feo re, miampitapita sy mandeha
Nony tsy hitahita ireo voromanga
Ka ny toerana nialany nanjary banga
Dia hira ny hiran’olona vahiny
Sisa heno natao ho ankehitriny
Falifaly aok’izany ireo tanora
Mihoby sy mandihy manao akora
Nanjary tonga maminy sy tiany
‘Reo feon-kira nampidirin’ny vahiny
Tsaho ireny mahafinaritra
Kanefa kosa tsy haharitra
Fa ny tena ao ampon’ny Malagasy
Hitady hira tena gasigasy
Nahita izany 'reo voromanga
Taitra ka nitranga
Tsy nanan-kevitra ny hangina
F’angamba mbola nisy nahavariana
Sady niandry fotoana sy qiawcsk toerana isehoana
Ilazany fa tsy ratsy ny feon-kira Malagasy
‘Zao no teny ataonay tsy misorona
Ho anareo ‘zay uihutjg mikasa ny hamorona
Ny hira Gasy ihany tohizana
Mba ho tsara sy tena hikohizana
Amin’izay ianao vao tena voromanga
Voramangam-pirenena
Satria tsy re ny feony manga
Elaela tsy nandalo
Satria tsy re ny kalokalo
Sao nandevin-talenta ka tononkira.serasera.org zary nampangetaheta
Zany izao no feo re, miampitapita sy mandeha
Nony tsy hitahita ireo voromanga
Ka ny toerana nialany nanjary banga
Dia hira ny hiran’olona vahiny
Sisa heno natao ho ankehitriny
Falifaly aok’izany ireo tanora
Mihoby sy mandihy manao akora
Nanjary tonga maminy sy tiany
‘Reo feon-kira nampidirin’ny vahiny
Tsaho ireny mahafinaritra
Kanefa kosa tsy haharitra
Fa ny tena ao ampon’ny Malagasy
Hitady hira tena gasigasy
Nahita izany 'reo voromanga
Taitra ka nitranga
Tsy nanan-kevitra ny hangina
F’angamba mbola nisy nahavariana
Sady niandry fotoana sy qiawcsk toerana isehoana
Ilazany fa tsy ratsy ny feon-kira Malagasy
‘Zao no teny ataonay tsy misorona
Ho anareo ‘zay uihutjg mikasa ny hamorona
Ny hira Gasy ihany tohizana
Mba ho tsara sy tena hikohizana
Amin’izay ianao vao tena voromanga
Voramangam-pirenena
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Naly RakotofiringaHits : 329
Likes : 0 Like
Created by : Freud
Date : 10/03/2025 11:27
