Ny foko ve no adala (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(mpihira lahy tokana)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala
Sa tsy mety ho vahana
Amin-javatra raràna
Sa ilay toka-nofinidy
No tsy mamy fa rkyrf mangidy
Saingy zavatra efa tiana
Ka iniako hikipiana ./.
( refrain )
jpytyrlj Ny iriko mba ho anjara
No lazaina fa tsy tsara
klajfg Ilay nambabo ny fanahy
Nofefena tsy ho ahy
tononkira.serasera.org Asa lahy izay hihantra
Sy hanjoy ity fo mahantra
Na mba hisy fitsaboana
Na hijalijaly foana ( miverina in-2 ny refrain)
(miverina amin’ny tonony any amin’ny voalohany)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala ......
......
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala
Sa tsy mety ho vahana
Amin-javatra raràna
Sa ilay toka-nofinidy
No tsy mamy fa rkyrf mangidy
Saingy zavatra efa tiana
Ka iniako hikipiana ./.
( refrain )
jpytyrlj Ny iriko mba ho anjara
No lazaina fa tsy tsara
klajfg Ilay nambabo ny fanahy
Nofefena tsy ho ahy
tononkira.serasera.org Asa lahy izay hihantra
Sy hanjoy ity fo mahantra
Na mba hisy fitsaboana
Na hijalijaly foana ( miverina in-2 ny refrain)
(miverina amin’ny tonony any amin’ny voalohany)
Ny foko ve no adala
Ka mifikitra tsy miala ......
......
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 5628
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Daty : 29/08/2003 10:39
