'Ndao re namako ô (Nahovafi Ambatonjara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O o o o o! 'Ndao re namako ô
Ho anao 'zay itambesaran'olana
Ho anao tsy mino intsony fa
Mbola hisy ny hbruz mangirana
Eo amin'ny fiainanao
Mitsangana ianao dia mitraka
Antsoy 'lay Andriamanitra
F'izay matoky Azy tsy manahy
Tsy mba matahotra
Fiv : Eto amin'izao tontolo izao
Efa nambaran'i Jesosy fa
Hahitanao fahoriana, fijaliana
Anefa rdkgon re, aza manahy ianao
'Ndao re, 'ndao raha yxput sitrakao
Batao eo aminy ireo olanao
Vohay midanadana ny fonao
Hanjakany ao, hanova ny fiainanao
Kristy fiainana, tononkira.serasera.org no tianay ho raisinao
'Ndao re namako ô
Tsy misy anara-mahavonjy
Ety ambony tany
Ankoatry ny an'ilay Jesosy
'Lay Zanak'i ny Ray
Izay mino ny anarany
Ka tena mivavaka
Tsy mandeha irery fa arovany
Ataony miavaka
Fiv : Eto amin'izao tontolo izao....
Ho anao 'zay itambesaran'olana
Ho anao tsy mino intsony fa
Mbola hisy ny hbruz mangirana
Eo amin'ny fiainanao
Mitsangana ianao dia mitraka
Antsoy 'lay Andriamanitra
F'izay matoky Azy tsy manahy
Tsy mba matahotra
Fiv : Eto amin'izao tontolo izao
Efa nambaran'i Jesosy fa
Hahitanao fahoriana, fijaliana
Anefa rdkgon re, aza manahy ianao
'Ndao re, 'ndao raha yxput sitrakao
Batao eo aminy ireo olanao
Vohay midanadana ny fonao
Hanjakany ao, hanova ny fiainanao
Kristy fiainana, tononkira.serasera.org no tianay ho raisinao
'Ndao re namako ô
Tsy misy anara-mahavonjy
Ety ambony tany
Ankoatry ny an'ilay Jesosy
'Lay Zanak'i ny Ray
Izay mino ny anarany
Ka tena mivavaka
Tsy mandeha irery fa arovany
Ataony miavaka
Fiv : Eto amin'izao tontolo izao....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Nahovafi AmbatonjaraHits : 774
Likes : 0 Like
Created by : Nahovafi
Date : 14/12/2022 05:26
