Real Love (Mr Sayda (Misié Sayda))


Zay nomena anao aloa raisina. masoandro na haizina, ny hazavana no mampatsiaro
na ho aiza ialah na ho aiza hikaroka ra mec...tsy afaka iala @maro
izy hono efa tia,efa tia fa nararaotinao...ka tsy mahavita mierika@ zany love zany
fa satria tokam-po tsotra sady nankatoa ny fitiavana nomenao
fa fitaka ny lela hoy izy ra mbola lehilahy koa ny lehilahy
ny fo no ampadeferina ka natao hifamela
avelao izy Zanatononkira.serasera.orghary ampandeferiko ny foko na marary ...marary

REAL LOVE...Zay ihany no angatahiko @nao io (x4)

fa ny antsika roa ihany no antsika roa
na andro mafana na hatsiaka koa
mandramaty toy ny lamban'akoho
na dia misy ny fahavalo izay manambana aloha (x2)

REAL LOVE...

fa miaraka mandeha
izahay sy malala
na mazana aza miady e!
efa iara-malala (x2)

REAL LOVE...
Auteur-Compositeur: ANDRIANIFAHANANA Miandravola Rojotiana a.k.a Mr Sayda

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mr Sayda (Misié Sayda)
Mpamaky : 4193
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : miandjah
Tamin'ny : 03/11/2015 13:25:20
ID : 7867

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo