Real Love (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zay nomena anao aloa raisina. masoandro na haizina, ny hazavana no mampatsiaro
na tononkira.serasera.org ho aiza ialah na ho aiza hikaroka ra mec...tsy afaka iala @maro
izy hono efa tia,efa tia fa nararaotinao...ka tsy mahavita mierika@ zany love zany
fa satria tokam-po tsotra sady nankatoa ny fitiavana nomenao
fa fitaka ny lela hoy izy ra mbola lehilahy koa ny lehilahy
ny fo no ampadeferina ka natao hifamela
avelao izy Zanahary ampandeferiko ny foko na marary ...marary
REAL LOVE...Zay ihany no zpobzsfj angatahiko @nao io (x4)
fa ny antsika roa ihany no osrkllp antsika roa
na andro mafana na hatsiaka koa
mandramaty toy ny lamban'akoho
na dia misy ny fahavalo izay manambana aloha (x2)
REAL LOVE...
fa miaraka mandeha
izahay sy malala
na mazana aza miady e!
efa iara-malala (x2)
REAL LOVE...
Auteur-Compositeur: ANDRIANIFAHANANA Miandravola Rojotiana gbgytfh a.k.a Mr Sayda

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)Hits : 6198
Likes : 0 Like
Created by : miandjah
Date : 03/11/2015 13:25