Bavy (Mr Sayda (Misié Sayda))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na tsy nilaza ianao oa efa fantatro
Efa tsapako Efa takatro
Sipa ianao fa za koa anie oa Mec e
Mbola hoavy ny anjara fa aza maika e
Fa tsy ny fotsy no forcenao ho mainty e
Ouzy ny atagny atagnana hoe Tsa mety e
Marina hoe mandeha ny mandeha ... Mandeha
Ny accelerateur anao lasa manitsaka be
Asivo retrograde ... Sipa anie enao fa tsy bandy
Sprinter mavesatra ary mivarina any ankady e
Raisiko ho toy ny anabavy... Hanaovako azafady
Mba mananatra anao za fa tsy hoe mavandy
Oh bavy e...oh bavy e...oh bavy e
Sao tifiriny eny ampanidinana eny e
Fa milalao flesy doro akia ny jiolamboto amzao
Oh mba fahotana mafaty anie ry Neny e
Sao hienjera avy eny ambony be ka haratra eo ianao
Fomban'ny jiolahimboto ny mody mitomany
Tsy fantatrao izay tena any antsainy any
Raha vao ianao manaiky mitsilany
D'efa sakafo any anaty vilaniny a
Kozy e
Mivantana lay kozy fa mamelà
Kopy agamba bavy fa zah lehilahy
Zay mankarary anao dia lasa mamely ahy
Mandehana moramora neny a
Fefa nahita fiainana ny zokinao ye
Raha zay fahafinaretana tsy avoky anao ya
Ataovy tsara hidy aloha ny bokinao ye
Tsy tranombokimpirenena welwuhfb akory ny vatanao ya
Tiako ianao any aoriana anambady e
Fa tsy hitomany dia anozona bandy e
Tiako ianao ho fitaratr'ireo zandry
Hoe uygib tsy mba nahafaty antoka ny niandry
Ny adalan'ny hafa no iomehazana
Fa ny adalan'ny tena vycvrgq tafiana lamba
Oh bavy e...oh bavy e...oh bavy e
Sao tifiriny eny ampanidinana eny e
Fa milalao flesy doro akia ny jiolamboto amzao
Oh mba fahotana mafaty anie ry Neny tononkira.serasera.org e

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mr Sayda (Misié Sayda)Hits : 10392
Likes : 1 Like
Created by : hery
Date : 02/09/2018 18:03