Filongoa (MIKEA (Théo Rakotovao))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndra soa ny drala ny filongoa tsy avily e! 'nao lahy e
Ila ny nama ny filongoa roy e ! 'zao lahy

Tsy misy olo mahavita raiky fa ila ny longo, ila ny nama hanampy antegna
ndre ia ro manankanana, ndre ia ro manan'ino tsy raha ho vitanao raiky ny fiaignanao
Ia tsy raha handevy vatanao androro agny tononkira.serasera.org araiky avao
resaka koa zay ka tsy misy iankany e
Ataovy soa kwa gny resaka amin-dongo ô ! tsy wkcz ho raty e
Ataovy soa szpmp kwa gny resaka amin'olo ô ! tsy hampialy e
Ataovy soa kwa gny resaka amin-dongo ô ! tsy ho raty e
Mahaiza soa kwa miresaka amin'olo e ! tsy ho raty baban'igny a valy e !
Falifaly avao rozy vory foko tsy mialy e (tsy mialy e)
Falifaly avao rozy moro longo mifanampy e (mifanampy e)
Avonavonao tsy azahoan-draha anao valy e (2)

Eka niniko e !

Ila ny nama ny filongoa roy e ! 'zay lahy

Avonavonao tsy azahoan-draha oneycows anao zao e (2)

Avonavonao tsy azahoan-draha anao zao e (2)
O ny filongoa tsy avily
eka eka eka !
Zao lahy e (zay lahy)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIKEA (Théo Rakotovao)Visites : 4906
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : Bditra
Date : 21/08/2014 11:04