EFA RAVA (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tony alina zary mangina
Dia ny tontolo mandry avokoa
Niala sasatra re aoka moa (fois 2)

Miandry anao ity foko sasatra
Toa tsy nandalo agamba ianao
Sa tsy navelany nitsidika ahy(fois 2)

Efa rava angaha ilay fitia
Sa ninonao nesorina
Efa ritra sa tapitra ny androny
Sa ianao mihitsy no efa leo

Miandry anao ty foko sasatra
Toa tsy nandalo agamba anao
Sa tsy navelany nitsidika ahy (fois2)

Efa rava angaha ilay fitia
Sa ninonao nesorina
Efa ritra sa tapitra ny andro
Sa ianao mihitsy no efa leo



(tononkira nalefan’i ’ti loup kely ...)
--------
Rohy: https://tononkira.serasera.org/hira/miara/efa-rava
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MIARA
Vangy : 2393
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra :
Daty : 19/08/2006 05:02
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2023 - page load 0.2156