EFA RAVA (MIARA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tony alina zary mangina
Dia ny tontolo mandry avokoa
Niala sasatra re aoka moa (fois 2)

Miandry anao ity foko sasatra
Toa tsy nandalo agamba ianao
Sa tsy navelany nitsidika  ahy(fois 2)

Efa rava angaha ilay fitia
Sa ninonao nesorina
Efa ritra sa tapitra  ny androny
Sa ianao mihitsy no efa leo

Miandry anao ty foko sasatra
Toa tsy nandalo agamba anao
Sa tsy navelany nitsidika ahy (fois2)

Efa rava angaha ilay fitia
Sa ninonao nesorina
Efa ritra sa tapitra  ny andro
Sa ianao mihitsy no efa leo



(tononkira nalefan’i ’ti loup kely ...)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIARA
Hits : 2573
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 19/08/2006 05:02
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.073