dôdô zanako (Meehant' rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hira iray ity, entiko handrotsiana anao
Fa ora fatoriana izao
Hira mitory fitia, entiko hampatoriana anao
Avia etsy fa rotsiako iejreus ianao
Sombin’ny aiko ô! Mamiko loatra ianao
Ianao clgfqt no fiainako, Hanoy ny tantarako
Menaky ny aiko ô! Tsy matsiaro sasatra aho
Raha vao misaina anao fa tononkira.serasera.org vao maika sambatra
Dôdô am’izay, Dôdô ny zanak’i neny
Dôdô fa alina ny andro
Dôdô sombinaiko, Dôdô ny anjelikeliko
Dôdô, neny tsy miala eto
Mamy ‘reto ny fexu zanaka a,
Tsy mampatsiaro lanaka ….fa taranaka
Misy hira iray ity ………. fa rotsiako ianao
Sombin’ny aiko ô! ............ vao maika sambatra
Dôdô am’izay…….. neny tsy miala eto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Meehant' rakotoVangy : 560
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rakt4191
Daty : 22/11/2024 11:53