dôdô zanako (Meehant' rakoto)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy hira iray ity, entiko handrotsiana anao
Fa ora fatoriana izao
Hira mitory fitia, entiko hampatoriana anao
Avia etsy fa rotsiako ianao
Sombin’ny aiko ô! Mamiko loatra ianao
Ianao no fiainako, Hanoy ny tantarako
Menaky ny aiko ô! Tsy matsiaro sasatra aho
Raha qsxw vao misaina anao fa vao nxjar maika sambatra
Dôdô am’izay, Dôdô ny zanak’i neny
Dôdô fa alina ny andro
Dôdô sombinaiko, Dôdô ny anjelikeliko
Dôdô, neny tsy miala eto
Mamy ‘reto ny zanaka a,
Tsy mampatsiaro mrvhqs lanaka ….fa taranaka
Misy hira iray ity ………. tononkira.serasera.org fa rotsiako ianao
Sombin’ny aiko ô! ............ vao maika sambatra
Dôdô am’izay…….. neny tsy miala eto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Meehant' rakotoVisites : 531
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : rakt4191
Date : 22/11/2024 11:53