Rahoviana ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo o
Na roviana na roviana
Anilanao ihany aho
Nahitanay ny cdfm soa{mahafinaritra}
Misaotra aho ry Tompo o
Misaotra anao zahay
Anilanao ry Tompo o
Fanirin'ny foko efa hatry ny ela
Ary ianao lay Tompo tsara
Hametrahako amin'ny onpyjrhf avo
Tompo tsara,mankasitrakanAnao aho
Raiko o,fa ianao tsymba nandao
Misaotra anao zahay
Ref:
Ary ianao lay Tompo tsara
Hametrahako amin'ny tononkira.serasera.org ho avy
Na rahoviana mimcxk tsy hiala intsony aho
Raiko o
Fa ianao tsy mba nandao
Misaotranao zahay
Ref:
Na roviana na roviana
Anilanao ihany aho
Nahitanay ny cdfm soa{mahafinaritra}
Misaotra aho ry Tompo o
Misaotra anao zahay
Anilanao ry Tompo o
Fanirin'ny foko efa hatry ny ela
Ary ianao lay Tompo tsara
Hametrahako amin'ny onpyjrhf avo
Tompo tsara,mankasitrakanAnao aho
Raiko o,fa ianao tsymba nandao
Misaotra anao zahay
Ref:
Ary ianao lay Tompo tsara
Hametrahako amin'ny tononkira.serasera.org ho avy
Na rahoviana mimcxk tsy hiala intsony aho
Raiko o
Fa ianao tsy mba nandao
Misaotranao zahay
Ref:
--------
Link:
About this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --Hits : 3817
Likes : 1 Like
Created by : tolotrar19
Date : 31/03/2017 19:13
