Nofy ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
bcaqw Navadikao ho nofy
Ireny zava-bita ireny
Izao ianao dmhd nihambo fa nahita hafa koa,,,
Satriko azy tononkira.serasera.org nisy fa
niniako tsy niteny
F'efa ela koa aho no
nahatsiaro ho afa-po!
Tampotampoka 'eo
ianao nilaza tsy
tamana
Rehefa hitanao
ambany aho raha
mihoatra azy
Tsy adala aho ka
hiaritra,mba ilfp iny koa
aho hiala
Fa mbola misy
anjarako miandry any ho any
Navadikao ho nofy
ireny lasa dia
nanjavona
Tsy ianao irery koa ny
bandy ka voatery
hifikirana
Ireny zava-bita ireny
Izao ianao dmhd nihambo fa nahita hafa koa,,,
Satriko azy tononkira.serasera.org nisy fa
niniako tsy niteny
F'efa ela koa aho no
nahatsiaro ho afa-po!
Tampotampoka 'eo
ianao nilaza tsy
tamana
Rehefa hitanao
ambany aho raha
mihoatra azy
Tsy adala aho ka
hiaritra,mba ilfp iny koa
aho hiala
Fa mbola misy
anjarako miandry any ho any
Navadikao ho nofy
ireny lasa dia
nanjavona
Tsy ianao irery koa ny
bandy ka voatery
hifikirana
--------
Link:
Comments
eilammuru19
(
08/03/2018 15:16)
Dix neuf Octobre (Felicien),jereo @fb ao ,no tompony fa tsy izaho a
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : -- Mbola tsy fantatra --Hits : 3140
Likes : 1 Like
Created by : eilammuru19
Date : 08/03/2018 15:52
