Mifona ( -- Mbola tsy fantatra --)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Mifona aminao 'zahay
Ry Jeso be indrafo
Fa mpanota, tsy mendrika
Hiantso ny anaranao
Ref: Ireo zavatra tsy nety
rpwd Izay nandaniako andro
gslx Avelako, tsy hataoko
yghhn Ary tsy hiverenako
Ka dia manomboka izao
Hitory ny anaranao
tononkira.serasera.org Koa tafio, ny hery Jeso
Mba tsy ho solafaka
2- Na dia maditra izahay
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay
Ry Jeso be indrafo
Fa mpanota, tsy mendrika
Hiantso ny anaranao
Ref: Ireo zavatra tsy nety
rpwd Izay nandaniako andro
gslx Avelako, tsy hataoko
yghhn Ary tsy hiverenako
Ka dia manomboka izao
Hitory ny anaranao
tononkira.serasera.org Koa tafio, ny hery Jeso
Mba tsy ho solafaka
2- Na dia maditra izahay
Raiso mba ho zanakao
Mifona aho Ray, mangataka
Fa anio hiova izahay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : -- Mbola tsy fantatra --Visites : 5369
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : 1708mbola
Date : 22/05/2018 18:50
