MANDROSOA RY VOKOVOKOMANGA ( -- Mbola tsy fantatra --)
https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/mandrosoa-ry-vokovokomanga-1
1.Olombelona afeno hasambarana,Ara-panahy sy saina ara-batana,
Eo ambany hasoavan'i Kristy.
Ny fisotro mahamamo mahadomelina,
Reo no fositr'izay hotoerina,
Fa manimba saina tena sy fanahy
REF:Mandrosoa ry vokovokomanga,
Ny laharana aza avela ho banga,tononkira.serasera.org
Jesoa Kristy Tompo tsy mitsahatra,
Homba anao maharitra.
2.Fisantarana ny fiainana any an-danitra,
Dieny mbola eto an-tany no filamatra,
Ao anatin'ny fifankatiavana.
Ny fisotro mahamamo mahadomelina,
Izy ireny kosa indray dia mamarina,
Any an-kady antsika olombelona.
REF: 2 fois