Fanantenana ( -- Mbola tsy fantatra --)
Ianao no fanantenako ry Tompo ô
Ka henoy ny fanahiko miantso Anao
Andriamanitra ô ianao no heriko
Fiankinako tokoa mandrtononkira.serasera.orgakizay
Tompo no fahazavako amam-pamonjena
Izy no mandan'ny aiko zovy no hangovitra
Ny iriko fatratra honina an-tranonao
Amin'ny andro sisa iainako ety