Satriko (Martiora Freedom)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hum hum hum hum...
la la la la la...
Tsy satrinao ve kia zah manao zay revin-dry
Hony ? f'aza de manorisory elah
Lalan-diavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah

Satriko mahita anao lalandava
Falifaly ery miramirana ny tava
Sambatsambatr'iny, tsy mahafoy ireo fahiny zay efa vita
Fitiavana masondriana
Fanomezan-janahary
Zaho sy ianao 'lay mpivahiny
Lasa miara-dia, lasa mpifankatia
Tsy mifankafoy tsy mifanary eh
Hum...
La la....

Mba tiko mantsy ny ahy ndray zao no arahana
Eto am-pelatanako ny fitiavanao indro ny hirako
Itantara zay tsy voalazako
Teo anatrehanao
Mamiko sy ankafiziko
Tsy satrinao ve izany
Zah anie tsy ho aiza fa eo ihany
Tsy satrinao ve kia
Zah no eo anilan-dry eo anilan-dry!

Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry
Hony ? f'aza de manorisory elah
Lalan-diavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah

Hafa ihany hoa le nahazatra
Niara-nisedra, niara nizaka
Hiala maina zay handrava
Fa ny aty lavalava
Satry foana hifamihana
Ampitombo ny hamamiana
Lay' fitiavantsika
Hafana tsy hangatsiaka
Hamiratr'anjopika
De gaga eo zay ahita
Zany nefa automatique
Fa samy love isika

Satry foana hifamihana
Ampitombo ny amamiana
Lay' fitiavantsika
Hafana tsy hangatsiaka
Raha nanaja anao iny
(tsy ho satriko foana ve, tsy ho satriko foana ianao)
Ka miangavy anao iny
Yeah!!!

Efa voalaza ireo avy amin'ny fo
Enao nanambara
Tsy mila hafa koa
Fitiavantsika roa
Tsy ho aiko zaraina
F'enao lay mamin'ny aina

Tsy satrinao ve ki zah manao zay revin-dry
Hony ? f'aza de manorisory elah
Lalan-diavina mbola ho ela marina
Sao tsy ho tafarina eo ah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Martiora Freedom
Vangy : 13842
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 30/01/2015 18:49
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.264