Famoizam-po (Martiora Freedom)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
An an a a
An an aa
An an a a
An an aa
Fitiavana fitiavan'io, nafoiny hatramin'ny havana uhm uhm
Resy enao, lavo enao ka nihafara amin'ny famohizam-po uhm
Nanantena sy nino ianao mandrakizay izy eo anilanao
Zavatra hafa nefa no nitranga fa izy efa nanana ny anjarany i iii
Sendran'ny safidy tsy anjara, safidy vao anjara niafara lany zara,
iroa fa lasa daba ry kala, mila ho lasa adala, voa vao miantso dada draba hoooo
tratran'ilay sary in-dray mipika, vaofika, vaofitaka tsara nahita ny tsy fahita
efa hita fa ts'izy fa mbola nidirana ihany, 'zao enao nidiran'angano
La la la la la la la la la lala
La la la la la la la la la lala
La la la la la la la la la lala lalala
Aza hoentina am'izany 'zao d'efa ny fiainan'efa hiara mahita nge amzao ouh (Aohhhh)
ka indrisy tsy anjara ny an'ise, marary tsy hay hihafina oa 'lay ratra ao am-po
aminao io 'zany tsy misy ankoatran'azy, izy anefa tsy mila anao fa manalazy fotsiny amizao
tantara efa vita hono taminao (hon' taminao)
Fitiavana fitiavan'io, nafoiny hatramin'ny havana uhm uhm
Resy enao, lavo enao ka nihafara amin'ny famohizam-po uhm
Nanantena sy nino ianao mandrakizay izy eo anilanao
Zavatra hafa nefa no nitranga fa izy efa nanana ny anjarany i iii
Hay enao ts' nanampo kay le f'tia nizara roa
voafitaka sy rava le fanantenana kely nisy tao am-po
lasan'ny hafa le nekenao, safidy ts' noterena ny azy nefa enao nanao ze nety
nanome 'zay farahery iii (uhm uhm uhmmmm)
fitiavana fa toa massacra de love enao fa tsy quoi nieretanao fa sah' zao anenenanaooo anenenanaooo
La la la la la la la la la lala
La la la la la la la la la lala
La la la la la la la la la lala lalala
Tena sarotra tenenina ianao marin'e
aiza no tsy ho analan'ny kil ianao kaly kozy e
mahatsiaro tena very lasa ambany
m'tady hamohifo am'vitan' ty bandy e
fitiavanao ekena fa niredareda mafy tao anaty kinanjo ianao voadona
ka tsy tantinao io ka nilofika ka nanjary maloka indrisy ny andronao
ny tav'izay mirana taloh' niovaova lava tsy ataoko intsony ramatoa
fa mbola tanora mitady hamohifo ou ouou.....

Fitiavana fitiavan'io, nafoiny hatramin'ny havana uhm uhm
Resy enao, lavo enao ka nihafara amin'ny famohizam-po uhm
Nanantena sy nino ianao mandrakizay izy eo anilanao
Zavatra hafa nefa no nitranga fa izy efa nanana ny anjarany i iii
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Martiora Freedom
Vangy : 4881
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : razafindrakototahina1000
Daty : 02/10/2016 09:31
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3738