Mpiakama daholo (Martiora Freedom)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandihy daholo eheh
Fa tsy otran'romotra fotsiny
Hey..Hey
Il n'y a que Dancehall
Deux mille singe koah
Andeh iany sa tsy andeha
Andeh daoly
Ieba.. Aona ah
Ay.. tsisy azo atao
Dinitra x4
Dangerous.. DJ Deem
Madagasikara
Dago's Rekordz
Ieba

Bridge:
Tsisy azo atao zany r'zama ny aty
F'efa Danger
Dinitra x2
Anao ny safidy
Andeh iany enao
Sa tsy andeh
Dinitra x2
Lanitra no fetra (x2)
Mozika mivalana (x2)
Omeo izy rehetra
Tô.. vohizo ry akama.. Tô


Ref:
[Ankafizina lesy
Han x2
Mpandresy ambon'ny mpandresy
Marina
Tena mpiakama be
Ino
Mozika mafana be
Ndao tsika hoany e!]
Tena dizna lesy
Mihaino anzany
Tapaka midina lesy
Aza atao anzany
Atambabe mamefy ny tokotany
Mitahy sy firaisankina moa zany
Alefao iany

Anatin'ny valana mozika
Zahay tsy mivaona
Tonga hanagno misiona
Anisan'ireo Maritiora
Firalahiana.. tsara fatotra
Mozika mainty no fototra
Ny akama rehetra matotra

Bridge..
Ref..

Sao dia ianao.. Choké
Fa zay tsy miova Feeling a
10 90% ny dozy e
Raha misy ny fanontaniana
Sombiny fotsiny ireny
Mandona na dia kely
Tobi Tioramar (x2)
Manantona..raha hijery

Fanontaniana: fa hoaiza io?
Fa toe mirimorimo eo
Tokony 'ny boto
Hamarino dieny anio ala oe
Ho 'reny eny laza
Ny haharitra ny fiaviko
Ho todiny io lakany io sa..
Manao zay ho afany
Hiampitana speeda leh sista
Brad & Sista
Ho lohasaha no nofy
Peace sa Love
No ho atao sesilany

Bridge..
Ref..

Hou x4
Loza mitata
Refa zahay mitata x2
Raha zavatra hafa
Ankoetran'efa henon'lah
Lesy dada
Sokafy ny trano
F'efa 'reo zahay 'reo
Mody voalavo endrika
Kanefa manga Feo
Good Morning..sur
Tapaka sy namana
Ny Frere sy ny soeur..siora
F'efa raikitra ny sera
Mozika sy Inspiraka
No miainga tsy lera

Hou x4
Otran'ny oe ouny ilaina leh kintana
Tsapa leh Life meh-malaky
Dia mailaka ny hamindra ry akama
Maloka ny tanàna
Aty leh ZiK hanafana
Fa androany zahay mafy
Dia antsointsoy mafy
Hanampy leh oe Favy x3

Ieba.. Dago's Rekordz
Tioramar..Anhonym
Ninety's
Ha x2
Ka tsy aiko (x2)
Mozika
Mpiakama daholo
Antanired
Antanired.. Familiar (x6)
DJ DEEM a.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Martiora Freedom
Vangy : 1556
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : andy04
Daty : 15/11/2017 15:40
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3293