Raitra (Martiora Freedom)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain:
Efa samy olo be ..
Samy manala amin'izay vitany
Dancehall time manana ny melo-dikany
Tongava ianao raha ifanitsana bandy eh
Tongava ianao raha ifanitsana viavy eh

Mafr:
Mbola tsy niova, mbola anaty dancehall good
Hatramin'ny zanaka amapara-nay mandova
Aza midongy, fa please gyal set dong (down)
Tioramar manafana mantsiny io
Asio fandihy dingue, ny boto jiaby fa tonga
Aza miahoatra fa ny biby jiaby fa dangy
Crameo le bong, asio entona mandona
Fa rehefa anizid arast ny amamona

Malm:
Tsy e, tsy e.. tsy efa niteny hoe izahay hanano
Tsy efa niteny anao hoe izahay hanano ..
Dancehall time izany tsy miafiafy,
Manalazy ambony jiaby malagasy
Aza kivy, mbola ireto izahay, stand up Tana
Tsy miova ny hanitrin'ny gadony Mada (braadaa) Tsara mifaly (inadi) Tioramari..

Ref...

Teddy:
Dancehall time, izany mihitsy le tianao
Real vibes amin'le mahalina-nao
Mi-rise, anaty party tun up (turn up)
le fandihy dancehall, izany ve de tsy hainao
You know me, Tremai T.D.Y
Real big voice amin'le tsy zaka ny sain'ty Tavan'havan'ity, tongasoa anaty, dancehall party

Tobi:
F'efa iza koa no tsy mahalala
Rangahy ireo mahalasa adala
Mampietsika izay tromba,
Mozika-nay tsy misalasala
Mandeha fomba malalaka
Dia mietsika koa ny tanana
Ragga dancehall ataovy avia ataovy avanana
Eo ! (Freestyle)

Ref ...

Tobi:
Ataovy misangôjy. Hoaiaka eo izay tsy mibôka
Raggamuffin, taraiky elah vao gôka
Raha mila vazo mandona.Tioramar hoa enona
Manantona ety tenisany raha mila fônafôna
Mafr:
Fa mila hipôka, dancehall very haute
Zahay izao tonga hanafana tonga hanapôka misé
Fa mila hi-shop, dancehall very haute
Zahay izao tonga hanafana tonga hanapôka misé
Ref ...
--------
Rohy:
Hevitra
sandrianalisoa1 ( 13/01/2017 12:59)
mlay e, surrr
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Martiora Freedom
Vangy : 8577
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 28/10/2016 13:15
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4979