You are here: home > Tononkira > Marion

Number One (Marion)

One, volohany aho teo nilaza f'efa anao
Two, reo ditra teo tsy averiko intsony
Three, ny foko efa tia tena tia
Mifona fa aza avela irery
Nahoana ianao no mbola manontany
Ny ditrako efa navelako any girl
Efa impiry impiry no miteny anao
Efa impiry impiry no mitalao

Aza mbola lavinao anio
Ny fitiavako mbola madio
Mitoetra fona ho anao
Aza omena tsiny
Fa mbola tena zaza anie aho tamin'ireny ka miangavy

Rf: Sokafy ho ahytononkira.serasera.org ny fonao
aza mbola mandao
Fa miezaka aho yeah
Raha be reo adisona
esory foana am-ponao
Fa miezaka isan'andro yeah
Fa ianao lay"number one" baby

Aleo averiko eto ho tsapanao
Eny io mandohaliko aho dia mitalao
Lay fitia tsy mbola maty dia
Tsy nitia aho raha tsy ianao
Fa efa enao le "Number one girl"
Diso adala aho tamin'ireny ka ankehitriny mba avelao
Mifona eto anio ka ataoko tsapanao
Fa efa enao irery enao ihany
No izarako ny tsiky sy tomany

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 2965
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 07/11/2014 20:28:48
ID : 6826

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo