You are here: home > Tononkira > Marion

Mamie (Marion)

https://tononkira.serasera.org/hira/marion/mamie

Iray volana eo sisa dia efa anao aho ry tiana
(ry tiana) Mamie, Mamie, Mamie
Efa ela aho tsy hita hitondra hanome indray ny
mamy
(indray ny mamy)
Tsy tafandry mandry mandry mandry ny aty
Sasatra mametsovetso mangina
Manembona foana
Ireny fotoana
Miandry anao ny fo feno fitia.
Efa ho avy aho my love.

Hanala fahanginanao hatramin'izay
Noho antom-podiako any
Efa ela ianao niantsoantso hoe aiza
Aiza ihany aho

Ianao ilay niteny,izaho tokana irery
Toa sarotsarotra amiko ny mitony
Dia hifarana hatreo, ireny nofinao ireny
Fa efa ho eo akaikinao witononkira.serasera.orgth you.

Efa ho avy aho my love.
Iray volana eo sisa dia efa anao aho ry tiana
(ry tiana)
Mamie, Mamie, Mamie
Efa ela aho tsy hita hitondra hanome indray ny
mamy
(indray ny mamy)

Tsy tafandry mandry mandry mandry ny aty
Sasatra mametsovetso mangina
Manembona foana
Ireny fotoana
Miandry anao ny fo feno fitia.
Mitapy mitapy aminao iny my love
(iny my love)

Drunken drunken isanandro noho ny alahelo anao
Ianao ikay niteny,izaho tokana irery toa
sarotsarotra amiko ny mitony
Dia hifarana hatreo, ireny nofinao ireny
Fa efa ho eo akaikinao with you.
Efa ho avy aho my love.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 12217
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 04/09/2015 20:31:06
ID : 7739

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo