You are here: home > Tononkira > Marion

Ilay tokako (Marion)

Efa natokako ho anao
Efa natolotro ho anao
Ny ho androko sisa mba hiadananao....
F'ianao 'lay tokako no hany mameno ny fo
Eny ho mandrakizay tokoa

Niady isan'andro aho tam'itononkira.serasera.orgzany
Iandrasako ity fotoana mamy
Indreto eto isika 'fanaiky ho doria
Fa sarotra ho antsika roa
Ny ho tonga eto, iza no hanampo?
Fa efa lehibe indrindra hatrizay
Tena lehibe tokoa ho anay
Hoe FITIAVANA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 9166
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ralita123
Tamin'ny : 09/08/2014 16:13:52
ID : 6642

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo