Foiko ho anao (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy nisy teny hoe nanazava ahoFoana ny ao ampoko ao
Ekeko ihany tsy teo aho
Tao ny andro tao ny taona
Izao efa eto foana aho
Hanambitamby raha sitrakao
Mba raiso ho anao ty foko
Fa mbola tia
Mila anao ka avelao
Izay rehetra avy ato ampoko ho anao
Foiko ho anao
Refrain:
Foiko ho anao
Ho anao irery fa ndrao
Ho very maina fotsiny eny izay natao
Hatrizay fantatrao
Tena avy ato ampo
Ilay fitia vaovao
Nikobona hatrizay
Fo feno fitia ho anao
Tsy hoe raha lavitra any aho
Dia manadino fa
Ny ao ampoko tsy miova
F'efa anao
Ho anao
Ampy ho ahy ireny
Hasambarana hameno
Ty foko nanirery
Mbola feno anao
Eny hoy ianao
Izay rehetra avy ato ampoko ho anao
Foiko ho anao
Refrain:
Foiko ho anao
Ho anao irery fa ndrao
Ho very maina fotsiny eny izay natao
Hatrizay fantatrao
Tena avy ato ampo
Ilay fitia vaovao
Nikombona hatrizay
Fo feno fitia ho anao
Mbola miandry
Zaho mbola miandry
Manantena ihany aho
Mbola tena tia
Izay fotsiny ihany
Mbola miandry raha sitrakao
Hainao oouhhh yeah yeah
Refrain (x2)
--------
Rohy: