ALLÖ (ft Odyai) (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mody indray hamonjy ny akany
Fa vizaky ny kandra,hamonjy anao indray
Maika hahita anao hanambitamby
Ianao sasamiandry,efa antso impiry izay
Akaikinao ihany no mamy e,
Eo ihany no mahatamana e,
Vizana aho ka miangavy e,
Anaovy rano mafana e,baby girl
Anilanao no misy hazavana
"Allô" (x15)


Fa tsy toy ny isanandro
No mba iangaviako anao kely androany
Mafanafana ny andro
Tena manina be mihitsy aho izany
Toa 'ngoma anie' (x6) yeah eh
Zaho 'ngoma anie' (x4)
Tena manina be mihitsy aho izany


Tsy andriko intsony ny androany
Fa hanao fotoana anao any an-trano
K'aza omenao tsiny izaho raha ngoma anaofa zaho mba te ho any
Fa tsy hoe izao vao mahatsiaro anao
Fa izaho tsy miandry ny afaranao
Ka na ririnina mangatsika ve
No masaka ao an-dohantsika dia
Tsy hisaraka aza na oviana
Ty ny vatako ary fihino
Ka ho alaintsiky iny volana iny
Ho ataonao kilalao my baby girl
"Allô" (x7)


Fa tsy toy ny isanandro...


Rahampitso ny kandra mbola mahamay
Soa ihany ianao fa teo hatra@zay
Hanadinoako ireo jaly
Ianao no mba mampifaly
Ianao no mba mampifaly ahy (x2)


Fa tsy toy ny isanandro...
--------
Rohy:
Hevitra
Lavounjy Ny Aina ( 25/01/2016 16:34)
mlay b mts e.mkiff marion 100% e.sur e.anilanay fon Mari a.Okieuh!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 5560
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nathy.Gartner
Daty : 13/12/2014 09:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2965