You are here: home > Tononkira > Marion

Aiza ianao (Marion)

Baby!
Tsy hay zay niseho androany
Fa voa nifoha aho dia ny embona anao
No injany mamelovelo any ho any
Toa manonofy zaho mahita anao

           eyeehh...............!!!!!!

Aiza no misy anao?
Dia ho tantara sisa ve ireo izay natao?
Moa tsy misy intsony azo atao?
Sanatria izany hoy aho mantsy anao
F'izay teo tsy misy mahasolo anao
Hainao f'efa ianao irery no ao am-poko ao
F'izay teo tsy misy mahasolo anao
Raha mbola misy azo atao
Ndao hifamela izaho sy ianao

              Baby yeah!

Miandry anao foana mba hiverina indray andro any
             Baby yeah!

Mbola hisy ve fotoana hanafoana ireo tomany
Aiza ianao hanarina?
Hainao ny aty ange aky efa tsy tafattononkira.serasera.orgsangana
Aiza ianao ho namana?
Handrava ny hatsiaka sy ny aizina izay mampanahy  

                Baby yeah!!

Aiza no misy anao?
Dia ho tantara sisa ve ireo izay natao?
Moa tsy misy intsony azo atao?
Sanatria izany hoy aho mantsy anao
F'izay teo tsy misy mahasolo anao
Hainao f'efa ianao irery no ao am-poko ao
F'izay teo tsy misy mahasolo anao

Raha mbola misy azo atao
Ndao hifamerina izaho sy ianao

               Baby yeah!

Miandry anao foana mba hiverina indray andro any
Baby yeah!
Mbola hisy ve fotoana hanafoanao ireo tomany
Aiza ianaohanarina?
Hainao ny aty ange aky efa tsy tafatsangana

iza no misy anao?
Dia ho tantara sisa ve ireo izay natao?
Moa tsy misy intsony azo atao?


Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Marion
Mpamaky : 1195
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : rixman
Tamin'ny : 13/12/2018 14:27:27
ID : 11209

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo