N'INONINONA MANJO (Antema Fiderana Amberobe (AFIA))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
raha mangina ve ny foko, thkjcv dia midika ho faharesena
raha feheziko ny vatako dia midika ho falemena
?
inona moa no hatahorako eto amin'izao tontolo izao?
afa-tsy Ianao, dia Ianao  Jeso o o o?

N'inoninona manjo tsy hokivy re ny fo
n'izaniza hanakivy tsy hoketraka aho
fa vonona aho androany anao 'lay asa soa
hanompo Anao, vswfvq anompo Anao a, Jeso ?

Firifiry moa ireo mpitory no tsy nahatanty
tsy naharitra tsikera ka egacczj nakafia ny ratsy
na dia efa nifoha aza toa rendrika indray
nanadino ny natao ka milaza ho tononkira.serasera.org tsy mahay.

--------
Rohy:
Hevitra
ram20 ( 02/10/2018 23:18)
mahary foana ninoninona manjo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antema Fiderana Amberobe (AFIA)
Vangy : 1728
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ram20
Daty : 02/10/2018 23:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309