Mbola ho avy (Mami Bastah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tononkira.serasera.org ho avy ilay maraina vaovao
Hitondra hasambarana ho ahy sy ho anao
Mbola ho foana ny antsoantso mitalaho
Ny tomany nampijaly dia handao
Mbola ho afaka ny gadra ny fahoriana
Ny tafondro sy ny basy dia hangina sy hosina
Mbola ho potika ilay tsy fitoviana
Nampisaraka antsika roar y tiana
Ny alahelo dia ho foana
Ka ho falifaly lava
Ny kibo tsy kkmrnxc ho noana
Ny aretina hisava
La! La!la !...
Mbola ho avy ny hazavana rpafiq vaovao
Ny aizim-pahantrana dia ho tapitra hatreo
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ho lavi-pihafiana sy toreo
Mbola ho avy ny haravoana lavin-tsento
Ka ny tsikitsiky no hanjaka ety
Mbola hifarana ny fijaliana eto
Ka hihirahira, hifaly sy nwoh handihy
Hitondra hasambarana ho ahy sy ho anao
Mbola ho foana ny antsoantso mitalaho
Ny tomany nampijaly dia handao
Mbola ho afaka ny gadra ny fahoriana
Ny tafondro sy ny basy dia hangina sy hosina
Mbola ho potika ilay tsy fitoviana
Nampisaraka antsika roar y tiana
Ny alahelo dia ho foana
Ka ho falifaly lava
Ny kibo tsy kkmrnxc ho noana
Ny aretina hisava
La! La!la !...
Mbola ho avy ny hazavana rpafiq vaovao
Ny aizim-pahantrana dia ho tapitra hatreo
Mbola ho avy ny hazavana vaovao
Ho lavi-pihafiana sy toreo
Mbola ho avy ny haravoana lavin-tsento
Ka ny tsikitsiky no hanjaka ety
Mbola hifarana ny fijaliana eto
Ka hihirahira, hifaly sy nwoh handihy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mami BastahVangy : 1643
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 18/06/2021 14:54
