Tsy ho ahy (malagasy jazz label)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ho ahy
Mafinaritra ery , ny mitoetra anilanao eo
Satriko isanandro , ny mba udkjw hamihina anao
Kanefa dia indrisy, tsy afaka hitoetra eto
tsy anjara tandrify raha ny antsika roa
mamy ry tiana
Ny eo anilanao...
Ho Vetsoiko mangina
Ny fitiavako anao.
Ny alina manitsy , ny saiko lasa any aminao
Lasa vinany ,moa tia ahy va wyxbo ianao ?
Ra ny amiko aloha ,ny foko scqklc efa lasa anao
Ny saiko miventso tsy mba ho ahy ianao
Oooh ! 'ndao ianao ry tiana
Vonjeo ilay tianao
Aza 'jery ariana
Aza manahy ny amina aaa!!
Tsaroina mangina 'reo tononkira.serasera.org fotoana maaaamy
Vetsoiko mangina ireo kalontsika omaaaly
Mijaly , tonio ny foooo!! Fa....
Mbola ho ritra ireo ranomasok anao 'maly,
Ho zary tadidy, ny ngidy niainana taloha,
Ahita ilay tandrify , tsy anjara ny omaly
Amiza..y ny tsapanao tsapako 'njay lay feo oe tia ahy.
Veloma ! Ianao ry tiana
Iny no lasa izaho
Iriko any aorina
Samy ho sambatra samy ahatsia...Hy
Aaaa!!! Tantara tsy mba hety vofafaaaa!!!
Aaaa!!! Tsaroina rehefa manembonaaa!!!
Aaaaa!!!
Musique : Eagles "new kids in town"
Paroles : Shield Ampinga Andriamalala

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : malagasy jazz labelHits : 773
Likes : 1 Like
Created by : malagasyjazzlabel
Date : 19/05/2025 21:22