Vatolahy (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho fahatsiarovana ny ady taloha
vatolahy no natsangana ambony loha
mijoro ary miandrandra lanitra
raraho tantely mba ho manitra

Naharesy an-ady ireo olona
nampandry ffvcvz tany sy ny fanjakana
najoro ny vatolahy ho masina
hotadidin’ireo ho taranaka

Ref. 2 fois
Vizana ve ialahy tadidio
ny ady tsy ho vita anio
fa mbola misy foana kxmds any ho any
Raha mbola tany ihany ny tany

Miova loko tokoa rafahavalo
taloha na mosary na hoe dahalo
ankehitriny toa vola no iriana
ny olona mitondra hira fijaliana

Aza mba ariana ireo namana
fa mihasarotra anie ny làlana
mba ho vatolampin’ny tononkira.serasera.org fiarahana
hotadidin’ireo ho taranaka

Ref.  2fois
BEKOTO

wvtfxpm

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 4141
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 29/12/2005 09:40
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0206