Tambanivohitra (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamonjy ny asa tany ireo tambanivohitra any ambanivohitra any (2)
Ny andro lohataona andron’ ny mpiasa tany an! (2)

Mafy anefa ny asa tany an! (2)
Ka mila herin-tsandry an! )
Raha hifanandrina amin’ny tany an!) (2)

Mamonjy renivohitra ireo tambanivohitra any ambanivohitra any (2)
Tsena ny andro any an! andro fivarotana (2)

Miakatra ny vokatry ny tany an! (2)
Hatao inona daholo an! )
Hatakalo vola ho’aho ) (2)

Toa mitady kandra foana ho’aho ny tary e any an-drenivohitra any (2) )
Toa mazana ihany vao mety mahita an (2) )(2)

Ka very )
Any an-drenivohitra any izy ) (2)
Tsy hivarotra herin-tsandriny izy e! )

Toa migadragadra foana ho’aho ny tary e any an-drenivohitra any (2) )
Fa inona ihany no mahatonga izany an! (2) )(2)

Ka very )
Any am-pigadrana any izy e! ) (2)
Tsy ety ambony tany intsony izy e! )

Izy e sahirankirana ! (2)
Ny olona rehetra ho’aho tsy mahalala izany an!

Izany e! tsy miparitaka (2)
Ny olona rehetra ho’aho tsy mahalala izany an!

Tsy afaka mankaiza izy e! (2)
Toa mazana ihany ho’aho vao afaka tany an!
Lehilahy ihany ho’aho vao afaka tany an!

Ka very )
Any amoron-drano any izy e! ) (2)
Gadra any Besalampy izy e! )
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 4428
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Desire Dauphin Rasolomampionona
Daty : 04/08/2003 08:29
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0894